FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Aorian’izay, dia makà an’ireto zava-manitra tsara indrindra ireto: Miora efa mivaingana milanja 500 sekely, sy kanelina antsasak’izany, izany hoe 250 sekely, sy harefo mani-pofona milanja 250 sekely,

  • Eksodosy 30:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia manamboara menaka masina fanosorana avy amin’ireo. Tokony hafangaro tsara* ireo rehetra ireo.+ Ho menaka masina fanosorana izany.

  • Estera 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nifandimby nankao amin’i Ahasoerosy Mpanjaka ny tovovavy tsirairay, rehefa tapitra ny 12 volana nikarakarana ny bika aman’endriny. Izany mantsy no fotoana tsy maintsy nikarakarana an’ireo vehivavy ireo mba hanatsarana ny bika aman’endriny.* Enim-bolana izy niotra tamin’ny menaka miora,+ ary enim-bolana niotra tamin’ny menaka balsama+ sy menaka samihafa fikarakarana sy fanatsarana bika aman’endrika.

  • Salamo 45:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Manitra miora sy aloesy ary kasia ny akanjonao rehetra;

      Mampifaly anao ny feon’ny zavamaneno* avy ao amin’ny lapa mirenty voaravaka ivoara.

  • Tononkiran’i Solomona 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 “Dieny mbola tsy mandrivodrivotra* ny andro ary mbola tsy lasa ny aloka,

      Dia ho any amin’ny tendrombohitra misy miora aho,

      Ary ho any amin’ny havoana misy ditin-kazo manitra.”+

  • Tononkiran’i Solomona 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny takolany indray toy ny zaridaina feno zava-manitra,+

      Sy toy ny dongon-tany novolena zava-manitra.

      Ny molony kosa sahala amin’ny lisy mitete ranona miora.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara