15 Ary niala teo anatrehan’ny mpanjaka i Mordekay, nanao akanjom-boninahitra vita tamin’ny lamba manga sy fotsy. Nanao satroboninahitra volamena lehibe koa izy, sady nanao akanjo ivelany tena tsara vita tamin’ny volonondry volomparasy.+ Dia nihorakoraka sy faly be ny tao an-tanànan’i Sosana,