-
Tononkiran’i Solomona 7:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ny nononao roa dia toy ny zana-gazela roa,
Dia zana-gazela kambana.+
-
-
Tononkiran’i Solomona 8:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Manda aho,
Ary hoatran’ny tilikambo ny nonoko.
Mijery ahy ilay malalako,
Dia hitany hoe milamin-tsaina aho.
-