-
Tononkiran’i Solomona 2:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Masaka koa ny aviavy vokatra voalohany.+
Mamelana ny voaloboka, sady manitra mamerovero.
Mitsangàna, ry malalako, dia avia!
Andao hiaraka amiko, ry ilay tsara tarehiko.
-