FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mampiasa ny fitaovany* ny mpanefy, rehefa manefy an’ilay vy eo ambonin’ny afon-tsaribao.

      Amboariny amin’ny marotoa ilay izy,

      Ka mampiasa ny sandriny mahery+ izy amin’izany.

      Noana anefa izy avy eo ka mihareraka.

      Tsy misotro rano izy ka vizana.

  • Isaia 46:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Misy olona mandraraka volamena be dia be avy ao amin’ny kitapom-bolany,

      Dia mandanja volafotsy amin’ny mizana.

      Manakarama mpanefy izy ireo, ka amboariny ho lasa andriamanitra ilay volafotsy.+

      Dia miondrika izy ireo, ary mivavaka* aminy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara