FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dorany ny antsasak’ilay hazo,

      Dia itonoany hena hohaniny, ka voky izy.

      Mitanina afo eo koa izy ka miteny hoe:

      “Mafana erỳ aho izany mijery an’ity afo ity!”

      17 Ny ambiny kosa anamboarany andriamanitra ka ataony sary sokitra.

      Iankohofany ilay izy dia ivavahany.

      Dia mivavaka aminy izy hoe:

      “Vonjeo aho fa ianao no andriamanitro.”+

  • Daniela 3:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nanao sarivongana volamena i Nebokadnezara Mpanjaka, ka 60 hakiho* ny haavony, ary 6 hakiho* ny sakany. Ary natsangany teo amin’ny lemak’i Dora tao amin’ny faritanin’i Babylona ilay izy.

  • Daniela 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Rehefa henonareo ny feon’ny anjombona, ny sodina, ny valiha vata, ny harpa telozoro, ny zavamaneno fitendry, ny sodina misy kitapon-drivotra, ary ny zavamaneno hafa isan-karazany, dia tsy maintsy miankohoka sy mivavaka amin’ilay sarivongana volamena natsangan’i Nebokadnezara Mpanjaka ianareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara