FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 37:37, 38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia lasa niverina tany Ninive+ i Sankeriba mpanjakan’i Asyria ary nijanona tany.+ 38 Ary namono azy tamin’ny sabatra+ i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy, tamin’izy niankohoka tao amin’ny tranon’i* Nisroka andriamaniny. Dia nandositra tany Ararata+ izy roa lahy. Ary i Esara-hadona+ zanany lahy no nanjaka nandimby azy.

  • Isaia 45:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mivoria ka avia!

      Manatòna daholo ianareo afa-nandositra avy any amin’ireo firenena.+

      Tsy mahafantatra na inona na inona ireo mitondra sary sokitra mandehandeha,

      Sy mivavaka amin’andriamanitra tsy mahavonjy azy.+

  • Isaia 46:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ingain’izy ireo ho eo an-tsorony ilay sampy,+

      Dia entiny sy apetrany eo amin’ny toerany ka mijanona eo fotsiny.

      Tsy mihetsika eo amin’ny toerany ilay izy.+

      Dia mitaraina aminy izy ireo, nefa tsy mamaly izy,

      Satria tsy afaka mamonjy na iza na iza amin’ny fahoriana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara