-
Genesisy 10:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 I Kosy niteraka an’i Nimroda. Io Nimroda io no lasa mpiady mahery voalohany teto an-tany.
-
-
Jona 1:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Mandehana any Ninive,+ ilay tanàna lehibe, dia lazao aminy ny fanamelohana azy, fa hitako ny ratsy ataony.”
-