FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 4:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Henon’ny fahavalon’ny Joda sy Benjamina+ fa nanorina tempoly ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely ny olona nody avy tany an-tsesitany.+ 2 Dia nanatona an’i Zerobabela sy ireo lohan’ny fianakaviambe avy hatrany izy ireo, ka nilaza hoe: “Avelao izahay hiara-manorina aminareo. Fa manompo* an’ilay Andriamanitrareo+ koa izahay, hoatr’anareo ihany. Ary izy no anoloranay sorona, efa hatramin’ny andron’i Esara-hadona+ mpanjakan’i Asyria, ilay nitondra anay tatỳ.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara