Isaia 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 55:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Avia ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo tsy manam-bola, avia, mividiana dia mihinàna! Avia mividy divay sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsy misy sarany.+
55 Avia ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo tsy manam-bola, avia, mividiana dia mihinàna! Avia mividy divay sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsy misy sarany.+