Isaia 41:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Mitady rano ny sahirana sy ny mahantra nefa tsy misy. Mainan’ny hetaheta ny lelan’izy ireo.+ Izaho Jehovah no hamaly azy,+ Ary tsy mba handao azy aho, ilay Andriamanitry ny Israely.+
17 “Mitady rano ny sahirana sy ny mahantra nefa tsy misy. Mainan’ny hetaheta ny lelan’izy ireo.+ Izaho Jehovah no hamaly azy,+ Ary tsy mba handao azy aho, ilay Andriamanitry ny Israely.+