-
Deoteronomia 7:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Aza mitondra zava-maharikoriko ho ao an-tranonao, sao haringana hoatr’izany zavatra izany koa ianao. Tokony haharikoriko tanteraka anao izany sady ho tena halanao, satria zavatra voatokana haringana.
-
-
Salamo 115:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Volafotsy sy volamena ny sampin’izy ireo,
Sady asa tanan’olombelona.+
-