-
Jeremia 10:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Sady adala no tsy misaina daholo izy ireo.+
Fitaka* tanteraka ny zavatra ampianarin’ny hazo.+
9 Nohafarana avy any Tarsisy+ ny volafotsy nofisahina, ary avy any Ofaza ny volamena.
Namboarin’ny mpanao asa tanana sy ny mpanefy ireny.
Kofehy manga sy volonondry volomparasy no nanaovana ny fitafiany.
Asa tanan’olona mahay izy rehetra.
-
-
1 Korintianina 10:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Te hilaza ve aho hoe misy dikany izay sorona atao ho an’ny sampy, na hoe misy dikany ny sampy?
-