FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany, ka hiverina aminy.

      Hiankohoka eo anatrehanao ny foko rehetra eo amin’ireo firenena.+

  • Isaia 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hanome voninahitra an’i Jehovah àry izy ireo any amin’ilay faritry ny hazavana,*+

      Ary hanome voninahitra ny anaran’i Jehovah Andriamanitry ny Israely izy ireo any amin’ireo nosin-dranomasina.+

  • Isaia 66:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Dia hanao famantarana eo aminy aho. Ary ny olona sasany izay afa-nandositra dia halefako any amin’ireo firenena, izany hoe any Tarsisy+ sy Pola ary Loda+ izay mpampiasa tsipìka, sy any Tobala sy Javana+ ary any amin’ireo nosy lavitra, dia any amin’ireo firenena mbola tsy naheno ny momba ahy na nahita ny voninahitro. Ary hitory ny voninahitro eo amin’ireo firenena+ izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara