FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera,+ Magoga,+ Maday, Javana, Tobala,+ Meseka,+ ary Tirasa.+

  • Ezekiela 27:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘“Nanao raharaham-barotra taminao i Tarsisy+ satria nanan-karena be ianao.+ Natakalon’izy ireo volafotsy sy vy sy firapotsy ary firamainty ny entanao.+ 13 Nanao raharaham-barotra taminao koa i Javana sy Tobala+ ary Meseka,+ ka natakalony andevo+ sy zavatra vita amin’ny varahina ny entam-barotrao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara