Isaia 60:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 “Mitsangàna, ry vehivavy,+ dia mandefasa hazavana, fa efa tonga ny hazavanao. Mamirapiratra eo aminao ny voninahitr’i Jehovah.+ Isaia 60:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hilentika intsony ny masoandronao,Sady tsy hihena ny hazavan’ny volana manazava anao.I Jehovah mantsy no hanazava+ anao mandrakizay,Ary ho tapitra ny andro fisaonanao.+
60 “Mitsangàna, ry vehivavy,+ dia mandefasa hazavana, fa efa tonga ny hazavanao. Mamirapiratra eo aminao ny voninahitr’i Jehovah.+
20 Tsy hilentika intsony ny masoandronao,Sady tsy hihena ny hazavan’ny volana manazava anao.I Jehovah mantsy no hanazava+ anao mandrakizay,Ary ho tapitra ny andro fisaonanao.+