Isaia 51:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mifohaza! Mifohaza! Mitsangàna, ry Jerosalema ô!+Nisotro tamin’ilay kaopy teny an-tanan’i Jehovah ianao, dia ilay kaopy misy ny fahatezerany. Nosotroinao ny tao anatin’ilay fisotroan-divay,Ary notaperinao tanteraka ny tao amin’ilay kaopy mampivembena.+ Isaia 52:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô!+ Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina ô! Fa tsy hiditra ao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+
17 Mifohaza! Mifohaza! Mitsangàna, ry Jerosalema ô!+Nisotro tamin’ilay kaopy teny an-tanan’i Jehovah ianao, dia ilay kaopy misy ny fahatezerany. Nosotroinao ny tao anatin’ilay fisotroan-divay,Ary notaperinao tanteraka ny tao amin’ilay kaopy mampivembena.+
52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô!+ Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina ô! Fa tsy hiditra ao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+