Isaia 52:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô!+ Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina ô! Fa tsy hiditra ao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+ Isaia 60:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 “Mitsangàna, ry vehivavy,+ dia mandefasa hazavana, fa efa tonga ny hazavanao. Mamirapiratra eo aminao ny voninahitr’i Jehovah.+
52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô!+ Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina ô! Fa tsy hiditra ao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+
60 “Mitsangàna, ry vehivavy,+ dia mandefasa hazavana, fa efa tonga ny hazavanao. Mamirapiratra eo aminao ny voninahitr’i Jehovah.+