-
Isaia 6:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary hoy izy: “Mandehana teneno ity vahoaka ity hoe:
‘Haheno foana ianareo,
Nefa tsy hahazo ny dikan’izay henonareo.
Ary hijery foana ianareo,
Saingy tsy hahalala na inona na inona mihitsy.’+
-
-
Isaia 43:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Avoahy ilay vahoaka jamba nefa manana maso,
Ary marenina nefa manana sofina.+
-