- 
	                        
            
            Isaia 9:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
13 Tsy niverina tamin’Ilay namely azy mantsy ny vahoaka,
Sady tsy nitady an’i Jehovah Tompon’ny tafika.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Hosea 7:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
9 Nataon’ny hafa firenena tsy misy hery intsony izy,+ nefa tsy fantany akory izany.
Lasa fotsy daholo ny volony, nefa tsy tsikariny akory.
 
 -