FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 50:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ianao mantsy mankahala anatra,*

      Ary tsy raharahianao foana ny teniko.*+

  • Isaia 42:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Iza no nanolotra an’i Jakoba tamin’ny mpandroba,

      Sy nanolotra an’i Israely tamin’ny mpangalatra?

      Tsy i Jehovah ve? Nanota taminy mantsy izy ireo,

      Sady tsy nety nanaraka an’izay natorony,

      Ary tsy nankatò ny lalàny.*+

      25 Nanampatra ny hatezerany taminy àry Izy,

      Ary nisafoaka mafy sady namela azy hijalijaly tao anatin’ny ady mangotraka.+

      Nandevona an’izay rehetra nanodidina azy izany ady izany, nefa tsy noraharahiany.+

      Nandoro azy ilay izy, nefa tsy noheveriny ho zava-dehibe.+

  • Ezekiela 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa ny taranak’Israely kosa tsy hihaino anao, satria tsy te hihaino ahy izy ireo.+ Mafy hatoka sy mafy loha daholo ny taranak’Israely.+

  • Zefania 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Tsy mihaino an’iza na iza izy,+ ary tsy mba mandray anatra.+

      Tsy matoky an’i Jehovah izy,+ ary tsy manatona an’ilay Andriamaniny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara