FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia andao mba hiaraka aminay Jehovah ô,+ na dia vahoaka mafy loha* aza izahay!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.”

  • Jeremia 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Voasakana tsy hilatsaka àry ny oram-be,+

      Ary tsy misy ny oran-dohataona.

      Tsy misy henatra ny fijerinao,* hoatran’ny an’ny vehivavy manambady nefa mivaro-tena.

      Tsy mety miaiky ianao hoe mahamenatra ny ataonao.+

  • Jeremia 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Jehovah ô, tsy ny olona tsy mivadika ve no tadiavinao?+

      Nokapohinao ny vahoakanao, nefa tsy nihontsina.*

      Saika tapitra naripakao izy ireo, nefa tsy nety nandray anatra.+

      Nataon’izy ireo mafy noho ny vatolampy ny lohany,+

      Ary tsy nety niverina taminao izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara