FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hataoko izay hahatonga anareo tsy hirehareha sy tsy ho mafy loha intsony. Ary hataoko toy ny vy ny lanitrareo,+ ary toy ny varahina ny taninareo.

  • Jeremia 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Kivy ny mpamboly ka saronany ny lohany,

      Fa mitresatresaka ny tany

      Satria tsy misy orana milatsaka eo aminy.+

  • Amosa 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 ‘Tsy nomeko orana koa ianareo, telo volana talohan’ny fijinjana.+

      Nandatsahako orana ny tanàna iray, fa ny iray kosa tsy nandatsahako.

      Nahazo orana ny saha iray,

      Fa ny iray kosa maina satria tsy nisy orana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara