17 Fa raha manompo andriamani-kafa ianareo, dia ho tezitra be aminareo i Jehovah. Dia hanidy ny lanitra izy mba tsy hisy orana,+ ka tsy hahavokatra ny tany. Tsy ho ela koa dia ho ripaka eo amin’ilay tany tsara homen’i Jehovah anareo ianareo.+
17Niteny tamin’i Ahaba i Elia*+ Tisbita, avy any Gileada,+ hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely izay tompoiko,* dia tsy hisy ando na orana mandritra ny taona vitsivitsy raha tsy izaho no miteny!”+