-
1 Mpanjaka 18:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Antsoy ny anaran’ny andriamanitrareo+ avy eo, fa izaho hiantso ny anaran’i Jehovah. Izay Andriamanitra mamaly ka mandatsaka afo no hampiseho hoe izy no tena Andriamanitra.”+ Dia namaly ny olona rehetra hoe: “Mety izany.”
25 Ary hoy i Elia tamin’ireo mpaminanin’i Bala: “Mifidiana aloha ianareo vantotr’ombilahy iray dia karakarao ilay izy, fa ianareo no maro an’isa. Aza asiana afo anefa ilay izy. Antsoy avy eo ny anaran’ny andriamanitrareo.”
-