-
Salamo 102:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Hatahotra ny anaran’i Jehovah ny firenena.
Hatahotra ny voninahitrao daholo koa ny mpanjakan’ny tany.+
-
-
Isaia 37:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Fa mba vonjeo eo an-tanany re izahay izao, ry Jehovah Andriamanitray ô! Amin’izay dia ho fantatry ny fanjakana rehetra eto an-tany, Jehovah ô, fa ianao irery ihany no Andriamanitra.”+
-