- 
	                        
            
            Eksodosy 10:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        21 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory manondro ny lanitra ny tananao mba hisy haizina manerana an’i Ejipta, dia haizina mikitroka tsy ifankahitana.” 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Salamo 104:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        20 Mahatonga haizina ianao, dia alina ny andro,+ Ary amin’izay no mivezivezy ny bibidia rehetra any an’ala. 
 
-