-
Genesisy 1:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nantsoin’Andriamanitra hoe Andro ny mazava, fa Alina+ kosa ny maizina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina: Andro voalohany izany.
-
-
Salamo 74:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Anao ny andro, ary anao koa ny alina.
Namorona ny hazavana sy ny masoandro ianao.+
-