FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Amin’ny fotoana mahafaly* dia mifalia ka manehoa toetra tsara.+ Amin’ny fotoan-tsarotra* kosa dia tadidio fa samy nataon’Andriamanitra ireo fotoana ireo+ mba tsy hahafantaran’ny* olona an’izay hitranga aminy any aoriana any.+

  • Amosa 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Raha tsofina ao an-tanàna ny anjombona, tsy hangovitra ve ny olona?

      Raha misy loza ao an-tanàna, tsy i Jehovah ve no nahatonga izany?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara