10 Hoy anefa i Joba taminy: “Miteniteny foana hoatran’ny vehivavy tsy misaina ianao! Ny tsara ihany angaha no raisintsika avy amin’ilay tena Andriamanitra fa tsy ny ratsy koa?”+ Na teo aza izany rehetra izany, dia tsy nanota i Joba tamin’izay nolazainy.+