Salamo 80:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nisy voaloboka+ nafindranao avy tany Ejipta. Noroahinao ireo firenena, dia nambolenao ilay voaloboka.+ Jeremia 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Maro ireo mpiandry ondry nanimba ny tanimboaloboko.+Nohitsakitsahin’izy ireo ilay anjara taniko.+ Novany ho tany efitra sy tsy misy mponina ilay anjara taniko nahafinaritra ahy.
8 Nisy voaloboka+ nafindranao avy tany Ejipta. Noroahinao ireo firenena, dia nambolenao ilay voaloboka.+
10 Maro ireo mpiandry ondry nanimba ny tanimboaloboko.+Nohitsakitsahin’izy ireo ilay anjara taniko.+ Novany ho tany efitra sy tsy misy mponina ilay anjara taniko nahafinaritra ahy.