Salamo 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Ary napetrakao teo amin’izay nisy azy ireny ny razambenay.+ Notorotoroinao ireo firenena ka noroahinao.+ Salamo 78:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Noroahiny hiala teo anatrehan’izy ireo ny firenena;+Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana;+Dia napetrany tao amin’ny tranony avy ny fokon’ny Israely.+ Jeremia 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Voaloboka mena faran’izay tsara avy amin’ny karazam-boa tena izy ianao, tamin’ianao namboleko.+Koa nahoana ianao no lasa sampana voalobokadia sady voaloboka ratsy teo anatrehako?’+
2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Ary napetrakao teo amin’izay nisy azy ireny ny razambenay.+ Notorotoroinao ireo firenena ka noroahinao.+
55 Noroahiny hiala teo anatrehan’izy ireo ny firenena;+Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana;+Dia napetrany tao amin’ny tranony avy ny fokon’ny Israely.+
21 Voaloboka mena faran’izay tsara avy amin’ny karazam-boa tena izy ianao, tamin’ianao namboleko.+Koa nahoana ianao no lasa sampana voalobokadia sady voaloboka ratsy teo anatrehako?’+