Eksodosy 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hitondra azy ireo ianao ka hametraka* azy eo amin’ny tendrombohitra lovanao,+Izay toerana efa nomaninao hoe hipetrahanao, Jehovah ô,Dia ny toerana masina naorin’ny tananao, Jehovah ô! Salamo 78:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Noroahiny hiala teo anatrehan’izy ireo ny firenena;+Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana;+Dia napetrany tao amin’ny tranony avy ny fokon’ny Israely.+ Salamo 80:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nisy voaloboka+ nafindranao avy tany Ejipta. Noroahinao ireo firenena, dia nambolenao ilay voaloboka.+ 9 Nodiovinao ny toerana hambolenao azy,Ka namaka izy io ary nameno an’ilay tany.+
17 Hitondra azy ireo ianao ka hametraka* azy eo amin’ny tendrombohitra lovanao,+Izay toerana efa nomaninao hoe hipetrahanao, Jehovah ô,Dia ny toerana masina naorin’ny tananao, Jehovah ô!
55 Noroahiny hiala teo anatrehan’izy ireo ny firenena;+Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana;+Dia napetrany tao amin’ny tranony avy ny fokon’ny Israely.+
8 Nisy voaloboka+ nafindranao avy tany Ejipta. Noroahinao ireo firenena, dia nambolenao ilay voaloboka.+ 9 Nodiovinao ny toerana hambolenao azy,Ka namaka izy io ary nameno an’ilay tany.+