FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:18-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nalain’ilay lehiben’ny mpiambina koa i Seraia+ lehiben’ny mpisorona, sy Zefania+ mpisorona lefitra, ary ireo olona telo mpiandry varavarana.+ 19 Ary ireto no nalainy avy tao an-tanàna: Tandapa iray nifehy ny miaramila; olona dimy mpiara-miasa akaiky tamin’ny mpanjaka, izay hita tao an-tanàna; ny mpitan-tsoratry ny lehiben’ny tafika, izany hoe ilay mpanangona vahoaka; ary 60 lahy teo amin’ny sarambabem-bahoaka izay mbola hita tao an-tanàna. 20 Nalain’i Nebozaradana,+ lehiben’ny mpiambina, izy ireo ka nentiny tany amin’ny mpanjakan’i Babylona tao Ribla.+ 21 Dia namely azy ireo ny mpanjakan’i Babylona, ka namono azy ho faty tao Ribla, tany Hamata.+ Koa nesorina tao amin’ny taniny ny Joda ka natao sesitany.+

  • Salamo 137:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+

      Ho sambatra ilay hampijaly anao

      Hoatran’ny nampijalianao anay.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara