-
Jeremia 5:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tena namadika ahy mantsy
Ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda”, hoy i Jehovah.+
-
-
Jeremia 9:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Raha mba manana toeram-pilasian’ny mpanao dia lavitra mantsy aho any an-tany efitra,
Dia handao ny fireneko aho ka handeha lavitra azy.
Mpanitsakitsa-bady+ mantsy izy rehetra
Sady mpivadika daholo.
-