-
Isaia 48:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tena mbola tsy henonao izany+ sady tsy fantatrao,
Ary taloha dia tsy nisokatra ny sofinao.
-
-
Hosea 5:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Ao anatin’ny iray volana ihany dia ho ringana izy ireo sy ny fananany.*
-
-
Hosea 6:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nivadika tamin’ny fifanekena+ anefa ny vahoakako, hoatran’ny olombelona ihany.
Nivadika tamiko izy ireo tany amin’ny taniny.
-