FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 27:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Rehefa maina ireo rantsany kely,

      Dia ho tonga hanapaka an’ireny ny vehivavy

      Mba hataony kitay.

      Fa tsy misaina ity vahoaka ity,+

      Ka tsy hamindra fo aminy ny Mpanao azy,

      Ary tsy hiantra azy+ ny Mpamolavola azy.

  • Jeremia 8:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Na ny vanobe eny amin’ny lanitra aza mahalala tsara ny fotoana andehanany.*

      Ary samy manaja tsara ny fotoana fiverenany* ny domohina sy ny sidintsidina ary ny fitatrala.*

      Fa ny vahoakako kosa tsy mba mahalala ny fotoana hitsaran’i Jehovah azy.”’+

  • Hosea 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ho ringana* ny vahoakako satria tsy mahalala ahy.

      Tsy mety mianatra momba ahy ianao,+

      Ka tsy hekeko ho mpisorona intsony.

      Manadino ny lalàn’ilay Andriamanitrao* ianao,+

      Dia hohadinoiko koa ny zanakao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara