Salamo 32:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 30:20, 21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy ho noana na hangetaheta izy ireo,+Ary tsy hodanihin’ny hafanana na ny masoandro.+ Fa hitari-dalana azy Ilay mamindra fo aminy,+Ka hitarika azy ho eny amin’ny loharano.+
10 Tsy ho noana na hangetaheta izy ireo,+Ary tsy hodanihin’ny hafanana na ny masoandro.+ Fa hitari-dalana azy Ilay mamindra fo aminy,+Ka hitarika azy ho eny amin’ny loharano.+