-
Isaia 12:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Hiteny tokoa ianao amin’izany andro izany hoe:
“Misaotra anao aho, Jehovah ô,
Fa na dia tezitra tamiko aza ianao,
Dia nitony tsikelikely ny fahatezeranao, ary nampionona ahy ianao.+
-
-
Isaia 40:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 “Ampionòny, ampionòny ny vahoakako!”, hoy ilay Andriamanitrareo.+
-