Isaia 49:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mihobia, ry lanitra, ary mifalia, ry tany!+ Aoka hifalifaly ny tendrombohitra sady hihoby.+ Mampionona ny vahoakany mantsy i Jehovah,+Sady mamindra fo amin’izay mpanompony mijaly.+ Isaia 51:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hampionona an’i Ziona+ i Jehovah. Hampiononiny daholo ny toerana ravarava ao.+Dia hataony ho toa an’i Edena+ ny tany efitra any,Ary ho toy ny zaridainan’i Jehovah ny lemaka karakaina.+ Hiravoravo sy hifaly ny olona ao,Ary hanao fisaorana sy hira kanto.+ 2 Korintianina 1:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
13 Mihobia, ry lanitra, ary mifalia, ry tany!+ Aoka hifalifaly ny tendrombohitra sady hihoby.+ Mampionona ny vahoakany mantsy i Jehovah,+Sady mamindra fo amin’izay mpanompony mijaly.+
3 Fa hampionona an’i Ziona+ i Jehovah. Hampiononiny daholo ny toerana ravarava ao.+Dia hataony ho toa an’i Edena+ ny tany efitra any,Ary ho toy ny zaridainan’i Jehovah ny lemaka karakaina.+ Hiravoravo sy hifaly ny olona ao,Ary hanao fisaorana sy hira kanto.+