Isaia 44:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Izaho Ilay manatanteraka ny tenin’ny mpanompoko,Sady manatanteraka amin’ny an-tsipiriany an’ireo faminaniana lazain’ny olona irahiko.+Izaho koa Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Honenana izy’,+ Ary momba an’ireo tanànan’i Joda hoe: ‘Haorina indray ireny.+Haveriko hoatran’ny taloha indray izay toerana efa rava tao.’+ Isaia 61:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hamboarin’izy ireo indray ny toerana efa rava taloha,Ary haoriny ny toerana efa tsy nisy mponina hatramin’ny ela,+Haveriny amin’ny laoniny koa ny tanàna rava,+Dia izay toerana tsy nisy mponina nandritra ny taranaka nifandimby.+
26 Izaho Ilay manatanteraka ny tenin’ny mpanompoko,Sady manatanteraka amin’ny an-tsipiriany an’ireo faminaniana lazain’ny olona irahiko.+Izaho koa Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Honenana izy’,+ Ary momba an’ireo tanànan’i Joda hoe: ‘Haorina indray ireny.+Haveriko hoatran’ny taloha indray izay toerana efa rava tao.’+ Isaia 61:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hamboarin’izy ireo indray ny toerana efa rava taloha,Ary haoriny ny toerana efa tsy nisy mponina hatramin’ny ela,+Haveriny amin’ny laoniny koa ny tanàna rava,+Dia izay toerana tsy nisy mponina nandritra ny taranaka nifandimby.+
4 Dia hamboarin’izy ireo indray ny toerana efa rava taloha,Ary haoriny ny toerana efa tsy nisy mponina hatramin’ny ela,+Haveriny amin’ny laoniny koa ny tanàna rava,+Dia izay toerana tsy nisy mponina nandritra ny taranaka nifandimby.+