FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mihobia sy mifalia, ry lanitra,

      Fa nanao zavatra i Jehovah!

      Manaova horakora-pandresena, ry faritra lalina amin’ny tany!

      Mifalia, ry tendrombohitra,+

      Sy ny ala ary ny hazo rehetra!

      Fa efa navotan’i Jehovah i Jakoba,

      Ary asehony amin’i Israely ny voninahiny.”+

  • Isaia 61:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Sy hanome izay ilain’ireo malahelo noho izay nanjo an’i Ziona,

      Ka hanome azy fehiloha ho solon’ny lavenona,

      Menaka mahafalifaly ho solon’ny alahelo,

      Ary akanjo fiderana ho solon’ny hakiviana.

      Hantsoina hoe hazoben’ny fahamarinana izy ireo,

      Dia hazo nambolen’i Jehovah mba hanomezam-boninahitra* azy.+

  • Jeremia 31:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Amin’izany fotoana izany, dia hifaly sy handihy ny virjiny,

      Sy ny tovolahy ary ny lehilahy efa antitra.+

      Hovako ho fifaliana ny fahoriany.+

      Hampiononiko izy ireo, ary hampifaliko mba hisinda ny alahelony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara