Isaia 49:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mihobia, ry lanitra, ary mifalia, ry tany!+ Aoka hifalifaly ny tendrombohitra sady hihoby.+ Mampionona ny vahoakany mantsy i Jehovah,+Sady mamindra fo amin’izay mpanompony mijaly.+ Isaia 55:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ho falifaly+ mantsy ianareo rehefa handeha,Ary hiadana+ rehefa hoentina mody. Hifaly sy hihoby eo anatrehanareo ny tendrombohitra sy ny havoana,+Dia hitehaka daholo ny hazo any an-tsaha.+
13 Mihobia, ry lanitra, ary mifalia, ry tany!+ Aoka hifalifaly ny tendrombohitra sady hihoby.+ Mampionona ny vahoakany mantsy i Jehovah,+Sady mamindra fo amin’izay mpanompony mijaly.+
12 Ho falifaly+ mantsy ianareo rehefa handeha,Ary hiadana+ rehefa hoentina mody. Hifaly sy hihoby eo anatrehanareo ny tendrombohitra sy ny havoana,+Dia hitehaka daholo ny hazo any an-tsaha.+