FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Nanda an’i Jehovah izy ireo, ary izao foana no lazainy:

      ‘Tsy hanao na inona na inona Izy.*+

      Tsy hisy loza hanjo anay.

      Tsy hahita ady* izahay na ho tratran’ny mosary.’+

  • Jeremia 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Misy milaza amiko hoe:

      “Aiza koa izay tenin’i Jehovah eo?+

      Aoka ho tanteraka amin’izay izany!”

  • Ezekiela 12:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Ry zanak’olona, inona indray izany ohabolana fampiasa eo amin’ny tanin’ny Israely izany? Hoy mantsy izy ireo: ‘Mandeha ihany ny fotoana, fa tsy misy tanteraka akory ny fahitana.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara