Jeremia 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izao no averimberiny amin’ireo tsy manaja ahy:‘Izao no lazain’i Jehovah: “Hiadana ianareo.”’+ Ary izay rehetra mikiry manao izay tian’ny fony kosa ataony hoe:‘Tsy hisy loza hanjo anareo.’+
17 Izao no averimberiny amin’ireo tsy manaja ahy:‘Izao no lazain’i Jehovah: “Hiadana ianareo.”’+ Ary izay rehetra mikiry manao izay tian’ny fony kosa ataony hoe:‘Tsy hisy loza hanjo anareo.’+