FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hoy aho: “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Tena namitaka tanteraka an’ity vahoaka ity+ sy Jerosalema ianao rehefa nilaza hoe: ‘Hiadana ianareo’,+ nefa efa eo an-tendanay ny sabatra.”*

  • Jeremia 6:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Samy maka tombony azo amin’ny tsy marina+ ny olona, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.

      Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+

      14 Miezaka manasitrana ny ratran’ny* vahoakako izy ireo nefa ataony zara fa vita izany, ka hoy izy ireo:

      ‘Fiadanana! Fiadanana!’

      Nefa tsy misy fiadanana akory.+

  • Jeremia 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Miezaka manasitrana ny ratran’ny* zanakavavin’ny fireneko izy ireo nefa ataony zara fa vita izany, ka hoy izy ireo:

      “Fiadanana! Fiadanana!”

      Nefa tsy misy fiadanana akory.+

  • Ezekiela 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nofitahin’izy ireo mantsy ny vahoakako, rehefa nilaza izy ireo hoe: “Fiadanana!”, nefa tsy misy fiadanana akory.+ Rehefa atsangana ny rindrina manasaraka efitra, dia rindrina mora simba no atsangana, nefa avy eo laloriny fotsy.’*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara