FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hoy aho: “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Izao no lazain’ny mpaminany amin’izy ireo: ‘Tsy hahita ady* ianareo, ary tsy ho tratran’ny mosary, fa hataoko izay tena hiadananareo eto amin’ity toerana ity.’”+

  • Jeremia 23:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:

      “Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany milaza faminaniana aminareo.+

      Mamitaka* anareo fotsiny izy ireo.

      Fahitana avy ao am-pony no lazainy,+

      Fa tsy avy amin’ny vavan’i Jehovah.+

      17 Izao no averimberiny amin’ireo tsy manaja ahy:

      ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Hiadana ianareo.”’+

      Ary izay rehetra mikiry manao izay tian’ny fony kosa ataony hoe:

      ‘Tsy hisy loza hanjo anareo.’+

  • Ezekiela 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nofitahin’izy ireo mantsy ny vahoakako, rehefa nilaza izy ireo hoe: “Fiadanana!”, nefa tsy misy fiadanana akory.+ Rehefa atsangana ny rindrina manasaraka efitra, dia rindrina mora simba no atsangana, nefa avy eo laloriny fotsy.’*+

  • 1 Tesalonianina 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Rehefa miteny izy ireo hoe: “Fandriampahalemana sy filaminana!”, dia ho tratran’ny fandringanana tampoka izy ireo,+ hoatran’ny vehivavy manaintaina tampoka rehefa mihetsi-jaza. Ary tsy ho afaka handositra mihitsy izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara