Isaia 43:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aza matahotra fa manohana anao aho.+ Hoentiko avy any atsinanana ny taranakao,Ary hangoniko avy any andrefana ianao.+ Jeremia 31:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ‘Misy antenaina ny hoavinao’,+ hoy i Jehovah. ‘Hiverina ao amin’ny faritra nisy azy ny zanakao lahy.’”+
5 Aza matahotra fa manohana anao aho.+ Hoentiko avy any atsinanana ny taranakao,Ary hangoniko avy any andrefana ianao.+
17 ‘Misy antenaina ny hoavinao’,+ hoy i Jehovah. ‘Hiverina ao amin’ny faritra nisy azy ny zanakao lahy.’”+