Genesisy 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia bevohoka+ i Saraha ka nitera-dahy tamin’i Abrahama, tamin’ilay fotoana nampanantenain’Andriamanitra azy mihitsy.+ Efa antitra i Abrahama tamin’izay.
2 Dia bevohoka+ i Saraha ka nitera-dahy tamin’i Abrahama, tamin’ilay fotoana nampanantenain’Andriamanitra azy mihitsy.+ Efa antitra i Abrahama tamin’izay.