FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:14-17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Rehefa niditra tao an-tranon’i Petera i Jesosy, dia hitany nandamaka teo am-pandriana ny rafozambavin’i Petera+ fa nanavy.+ 15 Nokasihin’i Jesosy àry ny tanan’ilay ramatoa,+ dia afaka ny fanaviany. Dia niarina izy ka nikarakara sakafo ho an’i Jesosy. 16 Rehefa hariva ny andro, dia be dia be ny olona nisy demonia nentina teo amin’i Jesosy. Niteny fotsiny izy dia nivoaka ny fanahy ratsy. Nositraniny daholo koa izay rehetra narary. 17 Tanteraka àry izay nasaina nolazain’i Isaia mpaminany hoe: “Naka ny aretinay izy ary nitondra ny fanaintainanay.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara